Alahady 08 Mey 2022
JAONA 7.37-44 Jesoa no mahafaka hetaheta Tsy ny rano ihany no mampangetaheta fa ny faniriana tsy mety tanteraka dia mety…..
JAONA 7.37-44 Jesoa no mahafaka hetaheta Tsy ny rano ihany no mampangetaheta fa ny faniriana tsy mety tanteraka dia mety…..
1 TIMOTY 3.14-16 Ny fiangonana andry sy fiorenan’ny fahamarinana 1-Manana mpitarika mahatsiaro ny andraikiny (and14) Ny Epistily ho an’i Timoty…..
TITOSY 3.3-7 Ny asan’ny Fanahy Masina amin’ny olona 1-Manadio ho tonga olom-baovao Anisan’izay nampianarin’i Paoly amin’ity Epistily ity ny amin’ny…..
ROMANA 8.12-17 Ny tena zanak’Andriamanitra 1-Tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra Ny fampianaran’ny Apostoly Paoly dia nilaza fa izay rehetra mino an’i Jesoà Kristy…..
JAONA 4.19-24 Ny tena fivavahana marina 1-Tsy voafetra ho amin’ny toerana tokana Nandritra ny fotoana ela no ninoan’ny Jiosy fa…..
EZEKIELA 36.22-30 Manarina ny vahoakany Andriamanitra 1-Mba hanamasinana ny anarany Ny bokin’i Ezekiela no hahafahantsika mamantatra ny fiainan’ireo Jiosy lasan-ko…..
HEBREO 6.1-6 « Aoka ho matotra ara-panahy » Mampahery ny mpino ny mpanoratra ny Hebreo mba hitomboany amin’ny fahalalana bebe kokoa an’iJesoa…..
LIOKA 21.12-19 Tian’ny Tompo handresy isika ka : 1-Ampiomaniny mialoha Mampiomana antsika izay hitranga amin’izao vanim-potoana farany izao ny Tompo…..
2 TIMOTY 1.6-12 Ny mpino nandray fanomezam-pahasoavana « Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika , fa fanahy mahery sy fitiavana » (and7)……
1 SAMOELA 2.1-10 I Hana dia vehivavy tsy niteraka .Nahery nivavaka tamin’i Jehovah izy ary nahazo valim-bavaka ka nanefa voady…..