Talata 22 Febroary 2022
MARKA 11 22-25 Mana hatramin’ny fakany Ilay aviavy teo Betania nozonin’i Jesoa omalin’i iny .Tsikaitr’i Petera izany ka nampahatsiahivin’i Petera…..
MARKA 11 22-25 Mana hatramin’ny fakany Ilay aviavy teo Betania nozonin’i Jesoa omalin’i iny .Tsikaitr’i Petera izany ka nampahatsiahivin’i Petera…..
1Mpanjaka 9,1-9 Toetran’Andriamanitra telo no taratra eto amin’ity mofonaina anio ity, raha ny fifandraisany amin’i Solomona no jerena. Hita eto…..
JAONA 16.19-24 Tsy azon’ny mpianany izay tian’i Jesoa ambara amin’ny hoe : « vetivety foana dia hahita Ahy ianareo ary vetivety…..
ASAN’NY APOSTOLY 13.32-39 Mitaona ny olona ho amin’ny finoana an’i Jesoa ny Apostoly eto , ambarany mazava fa i Jesoa…..
ROMANA 9.14-26 Mampianatra antsika ity perikopa ity fa : 1-Masi-mandidy Andriamanitra (and14-18) « Koa izay tiany hamindrana fo no hamindrany fo…..
ISAIA 55.6-11 Ny Isaia 55 dia tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe : « Isaia faharoa » (Isaia 40-55) , izay miresaka ny…..
2 MPANJAKA 22.11-20 Ny fihetsika nataon’i Josia mpanjaka teo anatrehan’ny fahitana indray ny bokin’ny lalàna sy ny nandrenesaany ny fivakiny…..
Matio 24 :32-35 Ny valin-teny nataon’i Jesoa ny mpianany raha nanatona Azy mangingina hanontany ny amin’ny fotoana hiavian’i Jesoa indray sy…..
JOBA 23.1-17 Ny olona matoky an’Andriamanitra 1-Maniry ny hifandray Aminy mandrakariva Tena matoky an’Andriamanitra i Joba . Izany no azo…..
ASAN’NY APOSTOLY 27.21-26 Ny fahamarinan’ny Tenin’Andriamanitra 1-Ampaherezina ny hafa Niondrana an-tsambo ho any Roma i Paoly Apostoly . Niseho ny…..