Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

12311240 of 1374 items

Alarobia 08 Jiona 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 1.1-5 1-Manome endrika sy hatsarana ny tsy misy endrika sy dikany ny Tompo (and1,2) Tantaran’ny namoronan’Andriamanitra ny lanitra sy…..

Alatsinainy 6 Jona 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 45 : 9 – 13 Ny Fahefan’Andriamanitra 1- Dia mahakasika ny zava-boariny (and 9,11,12) Asehon’Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon’ny olombelona…..

Alahady 5 Jona 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan’ny Apostoly 4. 27-31 Ny fahefan’ny Tompo 1- Afaka manohitra ny baikon’ny manam-pahefana amin’ny tany amin’ny fotoana sasany (and 27-28)…..

Zoma 03 Jiona 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 18.1-15 Ny herin’ny fahefan’Andriamanitra 01 1-Miasa ao anatin’ny olona hahatonga azy hanao hetsika tsara (and2-5) Raha vao nahita ireto…..

Alarobia 01 Jona 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 43.10-13 Mijoro ho vavolombelon’ny Tompo ny mino 1-Ka maneho ny maha-Izy Azy Ambaran’i Jehovah fa ireto vahoakany any am-pahababoana…..

Talata 31 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 104. 24-35 Ny Fanahy Masina sy ny zava-boahary Manana anjara toerana manokana hitondran’ Andriamanitra ny zava-boahary ny Fanahiny. amin’ny…..

Alatsinainy 30 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Tesaloniana 2, 1-12 Ilay Fanahy Masina mampandresy « Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsy fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro