Talata 13 Septambra 2022
ASAN’NY APOSTOLY 3.9-16 Ny fiasan’Andriamanitra amin’ny mpanompony 1-Mampitodika ny olona ho ao aminy Nisy lehilahy iray malemy , mpangataka teo…..
ASAN’NY APOSTOLY 3.9-16 Ny fiasan’Andriamanitra amin’ny mpanompony 1-Mampitodika ny olona ho ao aminy Nisy lehilahy iray malemy , mpangataka teo…..
2 KORINTIANA 9.6-15 Ny fanatanterahana ny asa tsara 1-Atao amin’ny alalan’ny fahafoizana Nanao antso ho an’ny kristiana i Paoly mba…..
Ny tena mpanompon’Andriamanitra 1-Miaritra fanenjehana mafy noho ny amin’i Kristy Olo-malazan’ny Baiboly i Stefana , niharan’ny fanenjehana izay niafara tamin’ny…..
NEHEMIA 5.1-8 1-Ampahoriana mandrakariva ny malahelo Voalaza eto fa nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin’ny Jiosy rahalahiny…..
1 KORINTIANA 9.13-18 « Tsy maintsy mitory ny Filazantsara aho » Ambara ao amin’ny tantaran’ireo olo-malaza samihafa voalaza ao amin’ny Baiboly fa…..
JEREMIA 26.8-15 1-Miteraka fanamelohana ho an’ny tena ny fahasahiana milaza ny hafatr’Andriamanitra Antsoina sy tondroina ho mpaminany ireo iraka samihafa…..
ESTERA 4.1-5 Ny fisaonana notarihan’i Mordekay Rehefa fantatr’i Mordekay ny fisian’ny teti-dratsy handripahana ny Jiosy dia nandriatra ny fitafiany izy…..
LIOKA 10.1-7 Ny iraka nampanaovina ny fitopolo lahy01 I Lioka irery no mitatitra ity iraka nampanaovina ny 70 lahy ity…..
ASAN’NY APOSTOLY 20.17-24 « nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko ,mba hahavita ny alehako dia ny fanompoana izay noraisiko…..
EKSODOSY 36.1-7 Ny fahendrena avy amin’Andriamanitra 1-Mazoto amin’ny asan’Andriamanitra « izay nasian’ i Jehovah fahendrena tao am-pony dia izay rehetra nampahazotoin’ny…..