Mofonaina 2 May 2023: Mat 4¹-¹¹ Jesoa nalain’ny devoly fanahy, kanefa tsy voafit…
Mofonaina 2 May 2023: Mat 4¹-¹¹ Jesoa nalain’ny devoly fanahy, kanefa tsy voafitaka satria niorina tamin’ny Soratra Masina, araka ny teny hoe: “voasoratra hoe” 1-Nalaim-panahy tamin’ny hanina 4²-⁴. Hoy ny ntaolo: Kibo tsy mba lamosina, tsinay tsy mba vatsy. Raha noana ny nofo, mivezivezy ny fanahy. Hoy ny devoly: Teneno ho tonga mofo ny vato. […]

