Alatsinainy 09 Janoary 2023
SALAMO 104.24-35 Mahagaga ny asan’Andriamanitra Raha mandinika isika dia hahatsapa fa izay rehetra noharian’Andriamanitra dia mahagaga avokoa . 1- Maneho…..
SALAMO 104.24-35 Mahagaga ny asan’Andriamanitra Raha mandinika isika dia hahatsapa fa izay rehetra noharian’Andriamanitra dia mahagaga avokoa . 1- Maneho…..
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mpahary izao rehetra izao ny Tompo” Fanokafana ny taom-piasana 2023 ho an’ny mpiasan’ny foibe FJKM FJKM Andrainarivo Fahasoavana SPAA12 Source [FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mpahary izao rehetra izao ny Tompo” Fanokafana ny ta…
Dimanche 8 Janvier 2023 Je regarde le ciel que tes mains ont fait, la lune et les étoiles que tu as fixées. Et je me demande : Qu’est-ce l’homme pour que tu penses à lui ? Qu’est-ce qu’un être humain pour que tu prennes soin de lui ? Psaume 8. 4, 5 PDV Le ciel raconte la gloire de Dieu, toutes…
Lahatsoratra malalaka voaray avy amin’ny Andriamatoa ANDRIANAMBININTSOA Manitriniaina Rakoto izay zafikelin’ny Mpitandrina RAVALITERA Etienne izay nitondra ny fitandremana Alatsinainy Bakaro. Izy nanoratra dia nanana andraikitra ambony tao amin’ny rafitra FJKM izy, ary Talé teo aloha tao amin’ny Seloky Protestanta Paul MINAULT talohan’ny nandehanany nisotro ronono. “Mpitandrina tao amin’ny Fiangonana FJKM Alatsinainy Bakaro tokoa Ingahy RAVALITERA […]
MATIO 14.13-23 Onena i Jesoa O Na dia nikasa hitokana miaraka tamin’ny mpianany aza i Jesoa dia nanaraka Azy hatrany…..
Samedi 7 Janvier 2023 Maintenant donc, ces trois choses demeurent : la foi, l’espérance et l’amour ; mais la plus grande c’est l’amour. 1 Corinthiens 13. 13 Il n’y a pas de plus grand amour que de donner sa vie pour ses amis. Jean 15. 13 L’amour, le vrai, le connaissez-vous ? Une revue titre en…
GENESISY 1.26-28 Andriamanitra no nahary antsika olombelona Amin’ny finoana araka ny Soratra Masina no ahatakarantsika fa Andriamanitra no nahary antsika…..
Vendredi 6 Janvier 2023 ( Jésus dit ) : Je ne mettrai pas dehors celui qui vient à moi ; car je suis descendu du ciel pour faire, non pas volonté, mais la volonté de celui qui m’a envoyé. Jean 6. 37, 38 Écoutez mon histoire En lisant la Bible, j’ai découvert : – qui est Dieu , ce qu’il a…
KOLOSIANA 1.15-20 Jesoa Kristy no lohan’ny fahariana vaovao Ho fanoherana ny fampianaran-diso tany Kolosia no nanoratan’i Paoly ity Epistily ity…..
Jeudi 5 Janvier 2023 (Dieu dit) : Prêtez l’oreille, et venez à moi, écoutez et votre âme vivra. Ésaïe 55. 3 Heureux plutôt ceux qui écoutent la parole de Dieu, et qui la gardent ! Luc 11. 28 C’est pourquoi je m’efforce d’avoir constamment une conscience sans reproche devant Dieu et devant…