Mofonaina 4 May 2023: Mpits 6³³-⁴⁰ Hoy ny and.34: “Ary notsindrian’ny Fanahin’i …
Mofonaina 4 May 2023: Mpits 6³³-⁴⁰ Hoy ny and.34: “Ary notsindrian’ny Fanahin’i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka…” 1-Tsy Tompon’ny tenany i Gideona. Rehefa notsindrin’ny Fanahin’i Jehovah izy, dia nandeha sy nanatontosa izay baiko sy tari-dàlan’ny Fanahin’i Jehovah. Tsy manan-tsafidy fa fitaovana eo an-tànan’ny Fanahy Masina. Ny Fanahin’i Jehovah no HERY sy ANTOKA handresena […]




