Talata 26 Novambra 2024
I Timoty 5.1-8 1- Ny tokony ho toe-panahin’ny mpitondra fivavahana: Mananatra amin’ny fanajana sy feno fitiavana (and 1-2): Rehefa tsy…..
I Timoty 5.1-8 1- Ny tokony ho toe-panahin’ny mpitondra fivavahana: Mananatra amin’ny fanajana sy feno fitiavana (and 1-2): Rehefa tsy…..
Galatiana 5.16-18 Iankinan’ny fahatsaram-pitondran-tenan’ny Kristiana ny fananany ny Fanahy Masina Rehefa tena nihaona tamin’ny Jesoa ny olona dia miala amin’ny…..
Lioka 3.10-14 1- Ny Kristiana rehetra na kely na lehibe, na lahy na vavy Dia tokony tsy ho tia tena…..
Efesiana 4:25-32 Ny Kristiana 1- Tsy ho tia lainga (and. 25) Hitatsika fa nisy nifampilaza lainga ireto Kristiana ireto, ka…..
Filipiana 1.27-30 Ny tokony ho toetran’izay Kristiana 1- Mendrika ny Filazantsara (and 27a) Ny filazantsara dia mitory fiadanana, fahasambarana, fahamendrehana…..
I Petera 5:1-4 Ny tokony ho toetran’ny Diakona sy Loholona ary izay mitovy laharana aminy. 1. Miandry ondrin’Andriamanitra am-pitiavana fa…..
Isaia 42.1-4 Ny tokony ho toetran’ny mpanompon’Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin’i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka…..
I Timoty 4. 11-16 Ny tokony ho toe-panahin’ny tanora kristiana 1- Fitaratra amin’ny hatsarana amin’ny toe-panahy (and 12) Timoty dia…..
Mika 6.6-8 Ny tena toe-panahy tokony ananan’ny olon’Andriamanitra 1- Dia ny toe-panahy tsy variana amin’ny fombam-pivavahana toa ivelambelany fotsiny fa…..
Jaona 13.34-35 Toetra tsy maintsy ananan’ny Kristiana ny fitiavana ny namana Fiaraha-monina sy ray aman-dreny samihafa avokoa no namolavola ny…..