Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

111120 of 1374 items

Ny fampianaran’i Jesoa – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fampianaran’i Jesoa Mofonaina anio: Talata, faha 12 Mey 2026 Sal 119:171-176 / Hira 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444.4 Jaona 6,60 – 65 60 Koa maro tamin’ny mpianany, nony nandre, dia nanao hoe: Sarotra izany teny izany, iza no mahahaino izany? 61 Ary fantatr’i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona tamin’izany […]

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

by Mofonaina–SA-FJKM

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 11 Mey 2026 Sal 24. 3-5/ Hira 175.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 179.4 Mpitsara 6,33 – 40 33 [Ny nandresen’i Gideona ny Midiana] Ary ny Midiana rehetra sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana nivory, dia nita ka nitoby […]

Ny amin’ny fiaretana fijaliana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny amin’ny fiaretana fijaliana Mofonaina anio: Alahady, faha 10 Mey 2026 Sal 66.8-12 / Hira 170 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 37 1 Petera 4,12 – 16 12 [Fananarana mba hiaritra, raha enjehina noho ny fahamarinana] Ry malala, aza gaga noho ny fizahan-toetra mahamay izay mahazo anareo ho fitsapan-toetra, ary aza atao […]

Ny olona iasan’ny Fanahy Masina

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona iasan’ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Asabotsy, faha 09 Mey 2026 Sal 102.1-2 / Hira 201 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 645.1,3 Asan’ny Apostoly 7,54 – 8,1 54 Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy. 55 Fa Stefana, feno ny Fanahy Masina, dia […]

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino Mofonaina anio: Zoma, faha 08 Mey 2026 Sal 63.1-4 / HF 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515 Romana 8,14 – 17 14 Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra. 15 Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin’ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin’ny zanaka […]

Fiangonana iasan’ny Fanahy Masina – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Fiangonana iasan’ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Alakamisy, faha 07 Mey 2026 Sal 57.7-11 / Hira 164 /Vavaka / Mofonaina /vavaka / Hira 268 1 Tesaloniana 1,1 – 5 1 [Fiarahabana ny Tesaloniana, sy fisaorana an’Andriamanitra noho ny nandraisan’ireo ny filazantsara sy ny nandrosoany tamin’ny finoana sy ny fitiavana] Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny […]

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

by Mofonaina–SA-FJKM

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Alarobia, faha 06 Mey 2026 Sal 25.1-5 / Hira 549.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 427 Lioka 12,8 – 12 8 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ny olona, dia heken’ny Zanak’olona kosa izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra; 9 […]

Jesoa Kristy, Ilay Mpanompon’i Jehovah.

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa Kristy, Ilay Mpanompon’i Jehovah. Mofonaina anio: Talata, faha 05 Mey 2026 Sal 138, 1-4 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hora 788, 2 Matio 12,18 – 21 18 Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin’ny […]

Olona afaka ny mpino – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Olona afaka ny mpino Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 04 Mey 2026 Sal 145.18-21 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 16 Galatiana 5,13 – 18 13 Fa efa nantsoina ho amin’ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ny fitiavana. 14 […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro