Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

121130 of 1374 items

Aza miala amin’Andriamanitra! – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Aza miala amin’Andriamanitra! Mofonaina anio: Alahady, faha 03 Mey 2026 Sal 130.6-8 / Hira 5 /  Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5I 2 Tantara 15,1 – 2 1 [Ny nananaran’i Azaria mpaminany an’i Asa, ary ny fahazotoan’i Asa handrava ny fivavahana tsy marina sy hanangana indray ny fivavahana amin’i Jehovah] Ary ny Fanahin’Andriamanitra […]

Velona Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Velona Andriamanitra Mofonaina anio: Asabotsy, faha 02 Mey 2026 Sal 86.6-10/Hira 4/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/HF 37 Joba 27,1 – 4 1 Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe: 2 Raha velona koa Andriamanitra, Izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny, sy ny Tsitoha, Izay efa nampangidy ny aiko. 3 Fa mbola ato anatiko […]

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

by Mofonaina–SA-FJKM

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Zoma, faha 01 Mey 2026 Apo. 15, 3b-4 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432 : 3 Jaona 5,17 – 23 17 Fa Jesosy namaly azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa. 18 Nefa vao mainka nitady […]

Jesoa Kristy no Tompontsika – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa Kristy no Tompontsika Mofonaina anio: Alakamisy, faha 30 Aprily 2026 Sal. 18 / hira 605 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630 Matio 14,24 – 33 24 Ary efa mby teo ampovoan’ny ranomasina ny sambokely tamin’izay, dia natopatopan’ny alon-drano izy, fa notohain’ny rivotra. 25 Ary tamin’ny fiambenana fahefatra amin’ny alina dia nankeny […]

Ny fitiavan’i Jesoa Tompo – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fitiavan’i Jesoa Tompo Mofonaina anio: Alarobia, faha 29 Aprily 2026 Sal 21 / Hira FF48 / Vavakab/ Mofonaina / Vavaka / Hira 643 Romana 8,37 – 39 37 Kanefa amin’izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin’ny alalan’ilay tia antsika. 38 Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na […]

Ny tena mpanompon’Andriamanitra: – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena mpanompon’Andriamanitra: Mofonaina anio: Talata, faha 28 Aprily 2026 Sal 66 / Hira FF.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 Daniela 3,24 – 30 24 Dia talanjona Nebokadnezara mpanjaka ary nitsangana faingana izy ka niteny tamin’ny mpanolo- tsainy hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin’ny afo? Dia […]

Ny tena fanavaozana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena fanavaozana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 27 Aprily 2026 Sal 122 / Hira FF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487 2 Mpanjaka 23,1 – 8 1 [Ny fahazotoan’i Josia handrava ny fivavahana tsy marina sy hanangana indray ny fivavahana amin’i Jehovah, ary ny niadiany tamin’ny Egyptiana, sy ny nahafatesany] Ary nanirahan’ny […]

Ny fahefana omen’ny Tompo – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahefana omen’ny Tompo Mofonaina anio: Alahady, faha 26 Aprily 2026 Sal 121 / Hira 476 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 298 Apokalypsy 2,24 – 29 24 Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ireo hoe “sain-dalin’i Satana”, dia izao no […]

Miady ho antsika ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Miady ho antsika ny Tompo Mofonaina anio: Asabotsy, faha 25 Aprily 2026 Sal 23 / Hira 303 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295 Josoa 10,12 – 15 12 Ary tamin’izany Josoa dia niteny tamin’i Jehovah tamin’ny andro nanoloran’i Jehovah ny Amorita teo anoloan’ny Zanak’Isiraely ka nanao teo imason’ny Zanak’Isiraely hoe: Ry masoandro, […]

Manankarena amin’ny famindram-po ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Manankarena amin’ny famindram-po ny Tompo Mofonaina anio: Zoma, faha 24 Aprily 2026 Sal 95 / Hira 537 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 615 Efesiana 2,1 – 10 1 Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin’ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo, 2 izay nalehanareo fahiny, araka ny fomban’izao tontolo izao, araka ny mpanapaka […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro