Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

11411150 of 1272 items

Zoma 27 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 24. 50-53  Jesoa Kristy nitsodrano ny mpianany  Toe-javatra miavaka no niseho tamin’ny fotoana namarana ny fiarahan’i Jesoa Kristy tamin’ny…..

Alakamisy 26 Mey 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 5.18-24 Maharitra amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra ny olona manana ny Fanahiny 1-Velona eo anilan’Andriamanitra « Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra telonjato taona Enoka… »…..

Alarobia 25 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 5. 16-26  Ny olona mandeha araka ny Fanahy Masina  Ambaran’i Paoly Apostoly eto ny fahasamihafana eo amin’ny olona manana…..

Talata 24 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 3. 31-36  Ny olona nandray ny Fanahy Masina  1- Milaza ny Tenin’Andriamanitra  Samy hafa ny olona manana ny Fanahy…..

Alatsinaina 23 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Asa 11. 19-26  Mpino tarihin’ny Fanahy Masina  Ny asa fanompoana notanterahin’i Barnabasy tany Antokia no hitantsika eto. Barnabasy nanana ny…..

Alahady 22 Mey 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

EZEKIELA 37.1-14 Ny fikasan’Andriamanitra ho an’ny fiangonany 1-Manaiky hotarihan’ny Fanahy Masina « Ary hataoko ao anatinareo ny Fanahiko » (and14). Miasa ,…..

Sabotsy 21 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Efesiana 1. 7-14  Mpino nandray ny tombo-kase  Asehon’i Paoly Apostoly eto ny mampiavaka ny olona nandray ny tombo-kasen’ny Fanahy Masina. …..

Zoma, faha 20 May 2022 

by Mofonaina–SA-FJKM

Eksodosy 35:  30-35  Ny Fanahy Masina ao amin’ny olom-boafidy  Mba hisian’ny fahombiazana eo amin’ny asa fanompoana dia nomen Andriamanitra ny…..

Alakamisy 19 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 15 : 26-27 Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino  Tsy nanafina tamin’ny mpianatra my toe-javaira tsy maintsy atrehin’izy…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro