Talata 17 May 2022
Asan’ny Apostoly 10 : 34-48 Ny maha Izy Azy ny Fanahy Masina Ity teny voalahatra ity dia ahitantsika ny toriteny…..
Asan’ny Apostoly 10 : 34-48 Ny maha Izy Azy ny Fanahy Masina Ity teny voalahatra ity dia ahitantsika ny toriteny…..
I Korintiana 2. 12-16 Ny olona nandray ny Fanahin’Andriamanitra. Miavaka ny olona efa nandray ny Fanahy Masina, araka izay anambaran’ny…..
Lioka 10: 20-24 Ny tena fifaliana 1 -Izay tokony hifalian’ny mpianatra. Naniraka ny mpianany Jesoa mba handeha hitory ny amin’ny…..
Asan’ny Apostoly 19: 1-7 Fomba ahoana no andraisana ny Fanahy Masina? Efa noraisinareo ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo?…..
ASAN’NY APOSTOLY .25-34 Ny tena mpitory Filazantsara Ny tantaran’ny nihaonan’i Filipo tamin’ilay tandapa Etiopiana no andraisantsika ny hafatra anio .Hisongadina…..
DEOTERENOMIA 34.5-12 Andriamanitra no Tompon’ny tantara 1-Izy no mametra ny fotoanan’ny olona Raha zohina ny tantara araka ny Soratra Masina…..
JAONA 14.25-26 Ny Fanahy Masina … 1-Izy no hampianatra ny zavatra rehetra Tsy maintsy ho avy ny fotoana izay hisarahan’i…..
EFESIANA 5.8-21 Ny fitondrantena mahamendrika ny kristiana Manome fampianarana ho antsika momba izay tokony ho fitondrantena ny Apostoly Paoly araka…..
JAONA 7.37-44 Jesoa no mahafaka hetaheta Tsy ny rano ihany no mampangetaheta fa ny faniriana tsy mety tanteraka dia mety…..
1 TIMOTY 3.14-16 Ny fiangonana andry sy fiorenan’ny fahamarinana 1-Manana mpitarika mahatsiaro ny andraikiny (and14) Ny Epistily ho an’i Timoty…..