Lahatsoratra avy amin’ny Fjkm AlatsinainyBakaro

531534 of 534 items

Alahady 25 Febroary 2018 – I Sam 15 : 16 – 29

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Tsy nandray ny toromarika nambaran’i Samoela i Saoly mpanjaka . Nihevitra ny tenany ho nanan-tsaina ambony , ary nahazo sambobelona an’i Agaga mpanjakan’i Amalekita ka nanao fanatitra ho an’ Andriamanitra tamin’ireo biby heveriny ho tsara sy matavy. Diso hevitra izy noho izany…

Sabotsy 24 Febroary 2018 – Mat 10 : 5 – 15

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Nambaran’i Jesoa Kristy mazava tsara tamin’ny mpianany ny lalàna hizorana . Tsy handehandeha fotsiny anefa fa hitoriteny , hanambara amin’ny Zanak’ Israely fa efa mby akaiky ny fanjakan’ Andriamanitra. Tsarovy fa ny olona nantsoin’i Jesoa Kristy dia tsy mandehandeha amin’izay làlana tiany hizorana…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro