Nijaly mba ho fanamarinana ny olona i Jesoa Kristy
Nijaly mba ho fanamarinana ny olona i Jesoa Kristy Mofonaina anio: Asabotsy, faha 04 Aprily 2026 Sal 128 / Hira 231, 1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 550 1 Petera 3,18 – 22 18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba […]