Efa resy ny fahafatesana – FJKM
Efa resy ny fahafatesana Mofonaina anio: Talata, faha 07 Aprily 2026 Sal. 96. 1-3 / Hira FF13 / Vavala / Mofonaina / Vavala / Hira 141.1,3,5 Lioka 24,1 – 12 1 Fa nony maraina koa tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny. 2 Ary hitany fa, […]