Manao ny asan’Andriamanitra ny olom-boavonjy
Manao ny asan’Andriamanitra ny olom-boavonjy Mofonaina anio: Alarobia, faha 25 Febroary 2026 Sal 138,1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.6 Romana 15,1 – 4 1 Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany. 2 Aoka isika rehetra samy hitady […]
