Manankarena amin’ny famindram-po ny Tompo
Manankarena amin’ny famindram-po ny Tompo Mofonaina anio: Zoma, faha 24 Aprily 2026 Sal 95 / Hira 537 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 615 Efesiana 2,1 – 10 1 Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin’ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo, 2 izay nalehanareo fahiny, araka ny fomban’izao tontolo izao, araka ny mpanapaka […]
