Miady ho antsika ny Tompo
Miady ho antsika ny Tompo Mofonaina anio: Asabotsy, faha 25 Aprily 2026 Sal 23 / Hira 303 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295 Josoa 10,12 – 15 12 Ary tamin’izany Josoa dia niteny tamin’i Jehovah tamin’ny andro nanoloran’i Jehovah ny Amorita teo anoloan’ny Zanak’Isiraely ka nanao teo imason’ny Zanak’Isiraely hoe: Ry masoandro, […]