Ny tena mpanompon’Andriamanitra: – FJKM
Ny tena mpanompon’Andriamanitra: Mofonaina anio: Talata, faha 28 Aprily 2026 Sal 66 / Hira FF.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 Daniela 3,24 – 30 24 Dia talanjona Nebokadnezara mpanjaka ary nitsangana faingana izy ka niteny tamin’ny mpanolo- tsainy hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin’ny afo? Dia […]