Alatsinainy 27 Febroary 2023
MARKA 2.1-12 Manankery amin’izay mino ny Tenin’ny Tompo Misy sokajin’olona roa mazava tsara eto amin’ity Perikopa ity . 1-Ireo avy…..
MARKA 2.1-12 Manankery amin’izay mino ny Tenin’ny Tompo Misy sokajin’olona roa mazava tsara eto amin’ity Perikopa ity . 1-Ireo avy…..
Dimanche 26 Février 2023 Après cela, Jésus, qui savait que déjà tout était achevé, dit, afin que l’Écriture soit accomplie : J’ai soif… On fixa à une tige d’hysope une éponge imbibée de vinaigre et on l’approcha de sa bouche. Jean 19. 28, 29 NVS78P Les 7 paroles de la croix (6) – J’ai…
Fanompoampivavahana FJKM “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Ambatomiranty SPIA Alahady 26 Febroary 2023 Source [Fanompoampivavahana FJKM “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Ambatomirant…
DEOTERONOMIA 18.20-22 Saropiaro amin’ny Teniny ny Tompo 1-Ka mampitandrina ny mpaminany (and 20) Maniraka mpaminany Andriamanitra hanambara amin’ny olona ny…..
REDON-KIRA PROTESTANTA “HALELOIA,Mihirà fihiram-baovao ho an’i Jehovah.Haleloia”.Sal.149:1a;Sal 150:6 /FARA-DOBOKY NY REDON-KIRA PROTESTANTA.Hihiran’ireo antoko mpihira ireo Hira tsy mahazatra na tsy hain’ny fiangonana ao anatin’ny tiona FFPM.Hetsika anisan’ny manamarika ny faha 25 taonan’ny Radio Fahazavana Source
Samedi 25 Février 2023 Ce peuple à dû souffrir de faim, de la fatigue et de la soif dans le désert. 2 Samuel 17. 29 ( Jésus dit ) : Celui qui boira de l’eau que je lui donnerai n’aura jamais soif, et l’eau que je lui donnerai deviendra en lui une source d’eau qui jaillira jusque dans la vie…
EFESIANA 6.10-20 « ary raiso ny Tenin’Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy « (and17) 1-Raiso ny Tenin’Andriamanitra Raha ny teny fototra no…..
Vendredi 24 Février 2023 Elle à fait ce qu’elle a pu. Marc 14. 8 Celui qui est fidèle dans les moindres choses l’est aussi dans les grandes. Luc 16. 10 Rien d’extraordinaire De nombreuses personnes sont mentionnées dans la Bible pour des actes qui ne paraissent pas extraordinaires. Pourtant,…
Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. source
JAONA 12.44-50 Ny Tenin’Andriamanitra 1-Tandremo tsara Raha mitandrina ny teny izay ambaran’i Jesoa isika di amabarany fa misy ilay mitsara…..