Zoma 24 Febroary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JAONA 12.44-50

Ny Tenin’Andriamanitra

1-Tandremo tsara

Raha mitandrina ny teny izay ambaran’i Jesoa isika di amabarany fa misy ilay mitsara antsika . Ny hevitr’izany dia izao : anjaran’i Jesoa ny manome ny teny fiainana ho antsika ary anjarantsika ny mihaino sy mandray izany sao ho fanamelohana antsika ny tsy fitandremantsika izay ambarany .Hoy i Jesoa manamafy izany :  » izay mandà Ahy ka tsy mandray ny teniko dia manana izay mitsara azy . Ny teny izay nolazaiko , izany ihany no hitsara azy amin’ny andro farany » (and 48) .Tsy hanameloka antsika no tanjon’ny Tompo fa ny hanavotra sy hanolotra fiainana ho antsika .

2-Fiainana mandrakizay ho anao

« ary fantatro fa manana fiainana mandrakizay ny didiny . Koa izay lazaiko araka izay nolazain’ny Ray tamiko » (and50) . Tsy mba nanova ny teny avy amin’ny Rainy i Jesoa fa izay nambara taminy ihany no nolazainy ary na tamin’izay nataony aza dia izay nanirahana azy ihany no notanterahany .Fa hoy Izy : « fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko , fa ny sitrapon’izay naniraka Ahy , dia ny tsy hamelako hisy very izay rehetra nomeny Ahy , fa hatsangako indray amin’ny andro farany  » (Jao 6.39) .Tsy mba nanova ny teny avy amin’ny Rainy i Jesoa fa izay nambara taminy

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro