Lahatsoratra tamin’ny 2023

781790 of 1010 items

Mofonaina 27 Mars 2023: IISam 12/7-15 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 27 Mars 2023: IISam 12/7-15 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota tamin’i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin’i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. Tena manampahendrena Jehovah raha naniraka an’i Natana hananatra an’i Davida. Nahoana? Satria tamin’ny endrika tsy mivantana sady tsy azo iadian-kevitra no nanaovany izany […]

Qui me parle ?

by LaBonneSemence

Vendredi 31 Mars 2023 Ils disent, et ne font pas. Matthieu 23. 3 Qui es-tu ? Lui dirent-ils. Jésus leur répondit : Ce que je vous dit dès le commencement. Jean 8. 25 C’est de l’abondance du coeur que la bouche parle. Matthieu 12. 34 Qui me parle ? “Ceci est un message automatique : merci de ne…

Zoma 31 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 TIMOTY 2.1-7µ Ny olona mivavaka ho an’ny olona rehetra 1-Mivavaka ho an’ny mpitondra « ho an’ny mpanjaka mbamin’izay rehetra manana…..

Quelques symboles dans la Bible

by LaBonneSemence

Jeudi 30 Mars 2023 ( Jésus dit ) : L’homme ne vivra pas de pain seulement mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu. Luc 4. 4 Les paroles que je vous dis sont Esprit et vie. Jean 6. 63 Quelques symboles dans la Bible Dieu utilise des images pour nous parler de ce qu’est sa Parole, et de…

Mofonaina 28 Mars 2023: Jao 7/14-24 .Jesoa IRAKA dia 1-tsy Tompon’ny fampianara…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 28 Mars 2023: Jao 7/14-24 .Jesoa IRAKA dia 1-tsy Tompon’ny fampianarana. Gaga ny olona satria tsy nianatra Jesoa. Ahitsiny eto fa tsy Tompon’ny fampianarana IZY. IRAKA IZY, ka izay asaina ampitainy no ampitainy. Izay tena zanak’Andriamanitra no hany hahafantatra na avy amin’i Jehovah izany na tsia Fampianarana antsika izany, fa raha mampita ny hevitsika […]

De la lumière des étoiles à celle du soleil

by LaBonneSemence

Mercredi 29 Mars 2023 Ô Dieu, fais-moi grâce conformément à ta bonté ! Conformément à ta grande compassion, efface les transgressions ! Lave-moi complètement de ma faute et purifie-moi de mon péché. Psaume 51. 3, 4 S21 De la lumière des étoiles à celle du soleil Au Myanmar, un homme…

Alarobia 29 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

OHABOLANA 14.29-35 Ny toetra ankasitrahan’Andriamanitra 1-Manampy ny mahantra « izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny mpanao azy , fa…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro