Fanompoampivavahana FJKM “Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina” Alahady 07 May…
Fanompoampivavahana FJKM “Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina” Alahady 07 May 2023 FJKM Ambohitsiroa Fitiavana SPAA10 Source
Fanompoampivavahana FJKM “Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina” Alahady 07 May 2023 FJKM Ambohitsiroa Fitiavana SPAA10 Source
1 TIMOTY 3.14-16 Ny zava-miafina ny amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra » (and16a) 1-Tonga nofo i Jesoa Ilay Andriamanitra fanahy dia…..
Mofonaina 6 Mat 2023: Asa 1¹-¹⁴ Asan’ny Apostoly sa Asan’ny Fanahy Masina no tokony ho anaran’ny boky? Raha ny fijerin’ny maro, dia Asan’ny Apostoly tamin’ny HERIN’NY FANAHY MASINA. Raha tsy ao anaty ny Fanahy Masina, dia sady tsy manan-kery ny Apostoly no tsy manam-pahalalana hitoriana an’i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin’ny maty. Koa raha […]
Samedi 6 Mai 2023 ( L’apôtre Paul à Timothée ) : N’aie donc point honte du témoignage à rendre à notre Seigneur, ni de moi, son prisonnier. Mais souffre avec moi pour l’Évangile, par la puissance de Dieu. 2 Timothée 1. 8 La plupart des frères dans le Seigneur, encouragés par mes liens,…
ASAN’NY APOSTOLY 1.1-14 Jesoa zanak’Andriamanitra Misongadina amin’ity perikopa anio ity ireto hevi-dehibe izay azo ambara fa fototry ny finoantsika ireto…..
Vendredi 5 Mai 2023 Frères, priez pour nous. 1 Thessaloniciens 5. 25 Priez pour nous ; car nous croyons avoir une bonne conscience. Hébreux 13. 18 Aimez vos ennemis… et priez pour ceux qui vous maltraitent et qui vous persécutent. Matthieu 5. 44 Priez pour nous ! “Combien de fois ai-je entendu…
Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hœ: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny. Source
EKSODOSY 35.30-35 Miasa amin’ny alalan’ny Fanahiny ny Tompo Manome toromarika ho an’Israely ny Tompo, momba ny fanamboarana ny Tabernakely .Ka…..
Mofonaina 4 May 2023: Mpits 6³³-⁴⁰ Hoy ny and.34: “Ary notsindrian’ny Fanahin’i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka…” 1-Tsy Tompon’ny tenany i Gideona. Rehefa notsindrin’ny Fanahin’i Jehovah izy, dia nandeha sy nanatontosa izay baiko sy tari-dàlan’ny Fanahin’i Jehovah. Tsy manan-tsafidy fa fitaovana eo an-tànan’ny Fanahy Masina. Ny Fanahin’i Jehovah no HERY sy ANTOKA handresena […]
FANDAHARAN-DALAO ASABOTSY 06 MAY 2023/ LALAO HAZAKAZAKA MASINA Source