Marka 16: 15 – Fampaherezana
Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Source
Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian’ny fahalalana….» (Hosea 4:6) Source
Koa esory ny lolompo rehetra sy ny ny fihatsaram-belatsihy sy ny fialonana ary ny fanaratsiana rehetra, » (1 Petera 2:1) Source
Kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana. » (1 Korintiana 14:40) Source
Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo* ady amin’ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza … Source
Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ny Rainareo … Source
Ary aza ho mamon-divay ianareo, fa amin’izany dia misy fanaranam-po amin’ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy, (Efesiana … Source
Sambatra izay manaiky sy ny mihaino ny tenin’ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro … Source
fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohomboana taminy hanimbana ny tenan’ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota … Source
Tsy mahazo misotro amin’ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin’ny latabatry ny … Source