Marka 16: 15- Rehefa ny Sentiment no mandeha aloha dia tsy misy sitrapon'Andriamanitra vanona
Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany … Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany … Source
Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin’izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin’ny ratsy. » (Jaona 17:15) Source
Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, … Source
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. (Jaona 8:36) Source
Fanamarihana: Tsy voaresako tao amin’ny video fa ahoana tokoa raha vady mihitsy no mpilalao ody? Dia hoy aho hoe aleo … Source
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho … Source
Source
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. » (Jaona 8:36) Source
Ary nitory izy ka nanao hoe: Avy ao aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany aza aho. Source
Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny … Source