Marka 16: 15 – Firy taona izay no nanarahanao an'i Kristy?
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ny voalohany. » (Jaona 15:27) Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ny voalohany. » (Jaona 15:27) Source
Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin’i Kristy, dia tsy Azy izy. » (Romana 8:9) Source
Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny … Source
Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa ny mpanome … Source
Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo … Source
Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo … Source
Tsy mahazo matahotra isika nefa kosa tsy maintsy miambina, araka ny tenin’i Jesoa hoe “Koa mitandrema, aza matahotra” (Mat. Source
Fa hoy Jehovah tamin’i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon’ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny … Source
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Source
Ity koa misy fizarana izay nataoko momba io fiangonana io: … Source