Marka 16: 15 – Vahinintsika anio: Pst Tahina Rahandrifenosoa
Tafatafa nataon’i Tahiana Rasamoelina (mpanolotra fandaharana eto amin’ny pejy Marka 16: 15) tamin’i Pst Tahina … Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Tafatafa nataon’i Tahiana Rasamoelina (mpanolotra fandaharana eto amin’ny pejy Marka 16: 15) tamin’i Pst Tahina … Source
Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any … Source
Source
Nefa hamarinina maimaimpoana amin’ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesosy, » (Romana 3:24) Source
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8) Source
Fa izay efa maty dia afaka amin’ny ota. » (Romana 6:7) Source
Fa ampy izay ny andro lasa ho nanaovana ny fanaon’ny jentilisa tamin’ny nandehanana tamin’ny fijejojejoana sy ny … Source
“Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian’ny aina.” (Ohab. 4: 23) Source
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source
Misaora amin’ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy ho anareo. » (1 Tesaloniana 5:18) Source