Marka 16: 15- Tandremo ny fireharehana
Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany. Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain’ny Tompo. Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany. Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain’ny Tompo. Source
Andriamanitra irery ihany no manana lalana sy planina amin’ny fiainanao, aza miankina amin’ny zavatra hafa izany. Source
Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy ho aminao mbamin’ny taranakao mandimby anao hatramin’ny taranaka fara mandimby, … Source
An’Andriamanitra tokoa ny mahafaty sy mahavelona ny olona, ary matoa ianao mbola velona dia satria mbola misy zavatra … Source
Raha hisoratra anarana dia tsindrio ity rohy ity: https://forms.gle/j4Vig6K3moxJGgGk8 “Andeha isika hanao asa tsara Hampiely ny … Source
Voatsindrin’ny Fanahy tamin’ny Andron’ny Tompo aho ka nahare feo mahery teo ivohoko, toy ny feon’ny trompetra, (Apokalypsy … Source
Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany … Source
“Ny fahamarinana manandratra ny firenena” (Ohab. 14: 34) Source
Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana (Agape), dia tonga varahina maneno sy … Source
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny … Source