Marka 16: 15 – Tsy mpitarika malemy aho fa mahery (Lesona 1)
Mahavita mihoatra noho izay noheverinao tsy ho vitanao ianao raha matoky ny Tompo. Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Mahavita mihoatra noho izay noheverinao tsy ho vitanao ianao raha matoky ny Tompo. Source
JESOA JERENA DIA MANGA NY LANITRA, AKARO NY FIDERANA. Source
Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra … Source
Tsarovy ny vatolampy izay nakana anareo sy ny ati-lavaka izay nihadiana anareo.» (Isaia 51:1) Source
Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony. » (1 Tantara 16:34) Source
Efa antomotra ny andro lehiben’i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon’ny andron’i Jehovah! Source
ICI-Télévision _ Fandaharana Malagay eto Canada. Source
Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra … Source
Miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Isiraely ô. (Amosa 4:12b) Source
Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao. » (Salamo 119:71) Source