Marka 16: 15 – Toriteny an-kira : AZA KIVY
JESOA JERENA DIA MANGA NY LANITRA, AKARO NY FIDERANA. Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
JESOA JERENA DIA MANGA NY LANITRA, AKARO NY FIDERANA. Source
Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra … Source
Tsarovy ny vatolampy izay nakana anareo sy ny ati-lavaka izay nihadiana anareo.» (Isaia 51:1) Source
Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony. » (1 Tantara 16:34) Source
Efa antomotra ny andro lehiben’i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon’ny andron’i Jehovah! Source
ICI-Télévision _ Fandaharana Malagay eto Canada. Source
Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra … Source
Miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Isiraely ô. (Amosa 4:12b) Source
Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao. » (Salamo 119:71) Source
Ianao koa raha te hijoro ho vavolombelona eto amin’ny pejy Marka 16: 15 – Pst Tahina, dia azonao alefa mailaka (soratana) any … Source