Alatsinainy 16 Desambra 2024
2Korintiana 10.1-11 Fomba hiatrehana ireo fahavalon’ny Filazantsara Tsy ny olona rehetra akory no faly tamin’ny asa fitoriana ny Filazantsara notanterahin’i…..
2Korintiana 10.1-11 Fomba hiatrehana ireo fahavalon’ny Filazantsara Tsy ny olona rehetra akory no faly tamin’ny asa fitoriana ny Filazantsara notanterahin’i…..
Isaia 57. 15-21 Ny anjaran’ny manetry tena 1- Miara-monina amin’Andriamanitra (and.15-16) Mihevitra manokana ny olona miaina amin’ny fanetren-tena Andriamanitra. Andriamanitra…..
Ny ran i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny Fanahy mandrakizay, no hahadio … Source
Ohabolana 15.27-33 Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana Asehon’ny Soratra Masina amintsika anio ny toe-javatra miandry ny olona araka izay safidy ataony…..
1 Petera 3.8-12 Kristiana miaina amin’ny toe-panahy marina Manoratra taratasy ho an’ny olom-boafin’Andriamanitra rehetra, dia ireo mpanara-dia an’i Jesoa Kristy…..
Isaia 58.6-12 Ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin’ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin’ny lafin-javatra samihafa no…..
Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. (1 Korintiana 7:27a) Source
Marka 9. 33-37 Jesoa Kristy mampianatra ho amin’ny fanetren-tena 1- Mahalala ny ao am-po Miara-dia i Jesoa Kristy sy ny…..
Romana 5. 1-5 Ny fiainan’ny mpino Kristiana 1- Mihavana amin’Andriamanitra Noho ny finoana an’i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin’ny…..
Isaia 6. 1-8 Ny mpino manoloana ny voninahitr’Andriamanitra Nanaiky ho irak’Andriamanitra i Isaia rehefa nahita ny voninahiny. Tsy maintsy nanetry…..