Lahatsoratra tamin’ny décembre 2024

1120 of 41 items

Talata 24 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia11:1-9 Ny fahatongavan’ny Mesia 1- Miseho amin’ny endrika feno fanetren-tena Noharin’ny mpaminany Isaia amin’ny hazo voakapa ny fianakavian’i Jese. Ny…..

Sabotsy 21 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Filipiana 4.10-19 Ny fanampiana ny voafonja. 1- Mariky ny fandavan-tena ho fanampiana ny hafa. Tamin’ny fotoana nigadran’i Paoly no nanoratany…..

Zoma 20 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Kolosiana 2.16-23 Ny fivavahana marina 1- Tsy fombafomba ivelany fotsiny. Mananatra ny mpino ny Apostoly Paoly manoloana ny fampianaran-diso izay…..

Alarobia 18 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 14.7-11 Manetry tena mba hasandratra… « Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. »(and.11) 1- Ny…..

Talata 17 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Genesisy 32. 10-13 Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan’i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin’i Esao…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro