Alarobia 16 Aogositra 2023
Mpitsara 16,22-31 22 Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra.23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao…..
Mpitsara 16,22-31 22 Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra.23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao…..
Mardi 15 Août 2023 Ceux qui connaissent ton nom se confient en toi. Car tu n’abandonnes pas ceux qui te cherchent, ô Éternel ! Psaume 9. 11 L’influence d’une mère Sascha, enfant, vivait dans un pays totalitaire, dans les années 1980. Alors qu’il a dix ans, la police arrive pour l’enlever à sa…
Jeremia 30,8-11 8 Fa amin’izany andro izany, Hoy Jehovah, Tompon’ny maro, dia hotapahiko ny ziogany ho afaka amin’ny vozonao sy…..
Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’ny finoana. Paoly Apostolin’ny Jentilisa no manoratra ho an’ny Fiangonana any Roma. Fintinina ny boky Romana: heverina ho Filazantsara nosoratan’i Paoly. Ny 1-11 dia mampianatra fa ny finoana an’i Jesoa Kristy no fototry ny famonjena, izay mino no voavonjy. Tsy ny lalàna izay nitokian’ny […]
fa mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. » (2 Petera 3:18a) Source
Lundi 14 Août 2023 Le Fils de Dieu… m’a aimé et… s’est livré lui-même pour moi. Galates 2. 20 Un Sauveur Isaac B. Singer (1904-1991) est né dans une famille de rabbins. Émigré en 1935 aux U.S.A., il a reçu en 1978 le Prix Nobel de littérature. Lorsqu’il décrit son enfance à Varsovie,…

Jaona 12,23-33 23 Ary Jesosy namaly azy hoe: Tonga ny fotoana hankalazana ny Zanak’olona.24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa:…..
Mofonaina 4 Août 2023: Filemona 4-7 Toko iray ihany ny Epistily ho an’i Filemona. Tsy nosoratana ho an’ny fiangonana na ho an’ny mpitondra Fiangonana, fa ho an’olo-tokana. SOA FA NIGADRA I PAOLY. NAHOANA? Tany amponja no nahitany an’i Onesimosy mpiasan’i Filemona izay nangalatra tao aminy. Nandray an’i Kristy izy ka niova ho olombaovao, noho ny […]
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mijoroa amin’ny finoana” Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Komitin’ny Fananganana Tsangambaton’ny Martiora (KFTM). Alahady 13 Aogositra 2023 FJKM Tranovato Ambatonakanga SPIA Source