Ivon’ny Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro
Tanteraka ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]

