Marka 16: 15- Tena mino ve ianao fa tia anao Andriamanitra?
Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’Andriamanitra antsika. (1 Jaona 4:16a) Source
Samihafa
Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’Andriamanitra antsika. (1 Jaona 4:16a) Source
Ny zavatra rehetra nataon’ i Jehovah dia samy misy antony avokoa; (Oha 16:4a) Source
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo … Source
Asan’ny Apostoly 2:38-39) Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ianareo … Source
Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra … Source
Jehovah mahafoana ny fisainan’ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy. (Salamo 33:10) Source
Source
Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany. » (Romana … Source
Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran’i Jehovah » (Joba 1:21) Source
Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin’inona na amin’inona, afa-tsy amin’ny fivavahana sy ny … Source