Marka 16: 15 – Ny tena vaovao (Pst Helivao)
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Source
Samihafa
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Source
Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isaia 55:8) Source
Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony. (Lioka 23:34) Source
Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin’ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, … Source
Nandresy ny ota teo amin’ny fahafatesany Izy, ary nandresy ny fahafatesana teo amin’ny fitsanganany. Izy no santatra, isika no … Source
“Raha marina ny fanekentsika an’I Jesoa ho Tompontsika sy Mpamonjy antsika, dia tsy hahatsiaro hoterena isika hamaky Baiboly … Source
Raha tsy misy ny tafiodrivotra tsy ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. Source
Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan’ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. Source
Dia hoy Mosesy tamin’i Josoa: Mifidiana lehilahy ho antsika, dia mandehana ka miadia amin’ny Amalekita; rahampitso dia hijoro … Source
Ny ran i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny Fanahy mandrakizay, no hahadio … Source