Marka 16: 15 – V.I.P. (Very Important Person)
Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, “fanjaka-mpisorona, firenena masina” (Eks. 19.6), olona nalain’Andriamanitra ho an’ny … Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, “fanjaka-mpisorona, firenena masina” (Eks. 19.6), olona nalain’Andriamanitra ho an’ny … Source
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa. (1 Korintiana 12:7) Source
Aza malahelo ny fonareo; minoa an’Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. » (Jaona 14:1) Source
AOKA MBA TSY HISY INTSONY KRISTIANA HANOMPO SAMPY. Source
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. (Ohabolana 22:6) Source
“Ary Izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra … Source
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. » (Ohabolana 22:6) Source
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo … Source
RAHA MBOLA IZY NO ANDRIAMANITRA, AZA MATAHOTRA. Source