Marka 16: 15 – Mirana Randriambelonoro
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. (Matio 6:33) Source
“Pejy Marka16:15” Atolotry RAHANDRIFENOSOA Tahina Mpitandrina FJKM
Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. (Matio 6:33) Source
Raha hangataka baiboly dia ity ny rohy https://forms.gle/RS9uMTsnro4yzDzt6 Raha hiditra ho ekipa mpanohana ny Pejy MK1615 … Source
Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ny Ray, afa-tsy amin’ny alalako. Source
Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ny Raiko … Source
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. (Ohabolana 20:18) Source
Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be … Source
Aza marina loatra, ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana noho simbanao ny tenanao? » (Mpitoriteny 7:16) Source
Source
Fandaharana: Ny ankizy indray izao! Source
God does not call us to be successful but to be obedient.- Billy Graham. Source