Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

441450 of 1374 items

Sabotsy, faha 05 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 136:1-9/Hira 7:1,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira392:1,3) 1Jaona 2. 15-17 Halaviro ny filan’izao tontolo izao Teo amin’ny tantaran’ny fivavahana sy ny tantaran’ny zanak’ olombelona…..

Zoma, faha 04 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 89.5-14/Hira194:1,2,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira499:1,3) Matio 24. 23-31 Ny fihavian’ny Zanak’olona Rehefa nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy dia nasehon’ ny fitantarana fa…..

Alakamisy, faha 03 Aprily 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

(Sal 96:1-6/Hira6:1,2,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira358 Daniela 12. 1-3 Amin’izany andro izany… Teny faminaniana milaza ny zavatra hisy any am-parany no ambaran’ny mpanoratra amin’ny…..

Zoma, 28 Martsa 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 75. 1/ Hira 12: 1/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka Asan’ny Apostoly 3. 17-21 Rehefa avy niteny tamin’ny vahoaka i Petera ny amin’ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro