Marka 16: 15 – Ny 99 anao fa ny iray andro an’Andriamanitra
Efa antomotra ny andro lehiben’i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon’ny andron’i Jehovah! Source
Efa antomotra ny andro lehiben’i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon’ny andron’i Jehovah! Source
ICI-Télévision _ Fandaharana Malagay eto Canada. Source
Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra … Source
Miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Isiraely ô. (Amosa 4:12b) Source
Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao. » (Salamo 119:71) Source
Ianao koa raha te hijoro ho vavolombelona eto amin’ny pejy Marka 16: 15 – Pst Tahina, dia azonao alefa mailaka (soratana) any … Source
“Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena”. (Jakoba 4:6) Source
Ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ny antikristy, izay efa … Source
Miravoravoa amin’i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin’ny fonao (Sal. 37: 4) Source
Source