Ny fitiavan’i Jesoa Tompo – FJKM
Ny fitiavan’i Jesoa Tompo Mofonaina anio: Alarobia, faha 29 Aprily 2026 Sal 21 / Hira FF48 / Vavakab/ Mofonaina / Vavaka / Hira 643 Romana 8,37 – 39 37 Kanefa amin’izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin’ny alalan’ilay tia antsika. 38 Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na […]