Ny tena fivavahana marina – FJKM
Ny tena fivavahana marina Mofonaina anio: Asabotsy, faha 30 Mey 2026 Sal 145. 1-7 / Hira 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / FF 10 Jaona 4,19 – 24 19 Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Hianao. 20 Ny razantsika nivavaka teto amin’ity tendrombohitra ity; fa ianareo kosa milaza fa any Jerosalema no […]