Manaiky ho IRAKA ny mpino
Manaiky ho IRAKA ny mpino Mofonaina anio: Asabotsy, faha 25 Jolay 2026 Sal 106.1-5 / Hira 307.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310.1,2 1 Tesaloniana 5,14 – 15 14 Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy; anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin’ny olona rehetra. […]