Manaiky ho iraka ny mpino
Manaiky ho iraka ny mpino Mofonaina anio: Alakamisy, faha 30 Jolay 2026 Sal 100 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205.1,2 2 Timoty 4,1 – 8 1 Eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin’ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao […]
