Ny mpanompo mahatoky – FJKM
Ny mpanompo mahatoky Mofonaina anio: Alakamisy, faha 13 Aogositra 2026 Sal 47,1-4/Hira 14,1.2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/ Hira 305. 4 1 Korintiana 9,13 – 23 13 Tsy fantatrareo va fa izay manompo amin’ny zavatra masina dia mihinana ny zavatry ny tempoly, ary izay manompo eo amin’ny alitara dia miombona amin’ny alitara? 14 Toy izany koa no nandidian’ny Tompo, fa […]
