Tsarovy ry mpino – FJKM
Tsarovy ry mpino Mofonaina anio: Asabotsy, faha 08 Aogositra 2026 Sal 68,4-6 / Hira 20,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489,2 Jaona 2,1 – 12 1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy. 2 Ary Jesosy sy ny mpianany koa dia nalainy ho […]