Jehovah Andriamanitra – FJKM
Jehovah Andriamanitra Mofonaina anio: Alarobia, faha 03 Jona 2026 Sal 95. 1-5 / Hira 206:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 206:2 Salamo 89,5 – 14 5 Ary ny lanitra hidera ny fahagagana ataonao, Jehovah ô, Ary ny fahamarinanao koa ao amin’ny fiangonan’ny olo-masina. 6 Fa iza any an-danitra no mitovy amin’i Jehovah? […]