Mankalazà an’i Jehovah – FJKM
Mankalazà an’i Jehovah Mofonaina anio: Asabotsy, faha 06 Jona 2026 Sal 144.1-4 / FF 24: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / FF 24: 2,3 Hagay 2,20 – 23 20 Ary tonga fanindroany tamin’i Hagay ny tenin’i Jehovah tamin’ny andro fahefatra amby roa-polo nanao hoe: 21 Lazao amin’i Zerobabela, governora any Joda, hoe: Hampihorohoroiko […]