Ny mpianatr’i Jesoa Kristy – FJKM
Ny mpianatr’i Jesoa Kristy Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 25 Mey 2026 Sal 103.1-5 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303 Jaona 20,21 – 23 21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan’ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. 22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy […]
