Ny fahatongavan’ny Fanahy Masina – FJKM
Ny fahatongavan’ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Alakamisy, faha 28 Mey 2026 Sal 113. 1-9 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 183 Asan’ny Apostoly 2,1 – 4 1 [Ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon’i Petera tamin’izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ny fitoerana […]
